|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ny Ohabolan' ny Ntaolo |
| Singan-teny | 2ohatra, 3volana, 4ntaolo |
| Sokajin-teny | 5 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
6nangonin' i W.
7Cousins sy Parrett ary navoakany tamin' ny taona 1885. 8Misy ohabolana 3.818 ao, voalohatra araka ny abidia fotsiny ary tsy misy dikan-teny. [2.299#7] |
| Voambolana | 9 Haisoratra |
| Mpanoratra |
10Parett J 11Cousins William Edward |
| Mpanonta printy |
12 London Missionary Society. 1885. |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|